Teny iditra fifanantsafana (antsafa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Resadresaka mialoha ny tena votoatin-dresaka ifanontaniana ny toe-pahasalamana [1.1]
Ohatra Tadiavin-dRagova i Manana, hoy izy, rahefa vita ny fifanantsafana. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09