Teny iditra fifankahazoana (azo)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Nampiahiahy fatratra an' Andriantsizakaina ny fifankahazoan-dRanary sy ny tovolahy maro. [2.270]
2Ho tapaka vetivety ity fifankahazoana. [2.499]
Haiendriteny 
Tsotra : fifankahazoana, fifankahazoako, fifankahazoanao, fifankahazoany, fifankahazoantsika, fifankahazoanay, fifankahazoanareo, fifankahazoan', fifankahazoan-, fifankahazoam-, fifankahazoa-
Tovonana : -pifankahazoana, -pifankahazoako, -pifankahazoanao, -pifankahazoany, -pifankahazoantsika, -pifankahazoanay, -pifankahazoanareo, -pifankahazoan', -pifankahazoan-, -pifankahazoam-, -pifankahazoa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20