Teny iditra fifehezana (fehy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba fitondrana, fiadidiana: Mafy ny fifehezan' io mpiasam-panjakana io
¶ Lalàna mifehy: Tsy maintsy manaraka ny fifehezan' ny sekoly ianao raha mbola te-hianatra eto [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   sashes
¶ presidency, inspection, punishment. [Richardson 1885]
   the act of tying something; authority, control, government [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de lier; autorité, gouvernement [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/20