Teny iditra figiririoka (giririoka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba fanenon' ny angely. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)] [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   le cri du grillon. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ le tintement des oreilles. [Voambolana: Fahasalamana] [Abinal 1888]
Dikanteny anglisy   chirping of the cricket. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ tinnitus. [Voambolana: Fahasalamana] [3.1]
Dikanteny frantsay   craquettement ou craquètement, grésillement. [Voambolana: Haibiby: (amin' ny ankapobeny)]
¶ acouphène. [Voambolana: Fahasalamana] [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/05