Teny iditra firinga mievotra (firinga, evotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy olona tsinontsinona tafakatra ambonimbony ka maniary be hambo sy be eboebo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [evotra, swelling.] Used in speaking of a person of low rank acting haughtily when promoted. [Richardson 1885]

2009/10/23