Teny iditra fitoriana (tory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy [1.1]

Teny iditra fitoriana (tory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy [1.1]

Teny iditra fitoriana (tory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra: ilana fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny [1.1]

Teny iditra fitoriana (tory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An accusation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Celui qu'on peut accuser auprès des juges [1.3]
 Accusation [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31