Teny iditra fitsofan-drano (tsoka, rano)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Firariana, fanirian-tsoa: Ny fitsofan-dranon' i dada sy neny no naha-toy izao ahy
Fanamasinana: Nanatrika ny fitsofan-dranon' ny fanambadianay i nenibe [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31