Teny iditra homokomoka (homoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin' izany. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra homoka

2010/10/07