Teny iditra hondrahondra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihevingevenana na fihofahofana, toy ny an'ny volon'olona lava mihazakazaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra hondrahondra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Malemy bodaka; mohaka tsy maharin-tena. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2011/04/13