Teny iditra mihondrahondra (hondrahondra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Mitepotepo [1.78]
 Mihofahofa (filaza amin' ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha tsofin' ny rivotra); mivondrona ka mihetsiketsika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihondrahondra
Ny lasa : nihondrahondra
Ny hoavy : hihondrahondra

Teny iditra mihondrahondra (hondrahondra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy, lehibe sady malemy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31