Teny iditra koja
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano
¶ Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kojakoja

Teny iditra koja
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanala] kosa: Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io) [Rakotosaona 1972]

2017/04/02