Teny iditra koraraika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon' ny akohovavy mikotrika voakotaba eo amin' ny fikotrehany.
Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31