Teny iditra kovika
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   baraingo, bingo, miforitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra kovika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] Karazan-kazo mitovy amin' ny hintsy izay ahazoana hazo vony antitra tsara tarehy fanaovam-panaka [Rajemisa 1985]
Voambolana  

2013/02/23