Teny iditra lahimatoa (lahy, matoa)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the eldest son in a family [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   le fils ainé [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa! [Profita: Ranary, takila 97]
2Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy. [Randriamamonjy: Tantara, takila 339]
Voambolana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/06