Teny iditra lalan-kely (lalana, kely)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy lalana tsy azon' ny kalesy aleha fa tery sy manivakivaka na misy trano ny andaniny roa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay allée, piste, sentier [SLP: Voambolana]
Teny mitovy hevitra gijo ~ lalan-tongotra
Sary 

2011/01/15