Teny iditra lohalambo (loha, lambo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalambo [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny andohalambo
Teny nalaina 

2009/02/22