Teny iditra mahavariana (variana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahagaga, mahatalanjona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to distract, to absorb one's attention [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay distraire, absorber l'attention [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahavariana
nahavariana
hahavariana

2011/03/01