Teny iditra maivoka (aivoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vary totoina indray mandeha ka mbola ny ampombo mahery ihany no vao afaka ary toa mbola misasaka ny akotry sy ny vary fotsy. (Intelo miantoana no itotoana ny vary vao fotsy tsara izy, ka ny vary voatoto voalohany ataohoe maivoka, ny faharoa tsaitsainy ary ny fahatelo fotsy
Tenenina mafy: Nataony maivoka aho vao navelany [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05