Teny iditra mamintina (fintina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba
¶ Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to contract, to reduce to a small compass. [Richardson 1885]
 to diminish, to shorten, to abbreviate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay diminuer, raccourcir, abréger; résumer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamintina
namintina
hamintina
mamintìna

Teny iditra mamintìna (fintina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11