Teny iditra mampiangona (angona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 44)]
Endriteny 
mampiangona
nampiangona
hampiangona
Ohatra Ary raha mampiangona rahona eo ambonin' ny tany Aho, ka hita eo amin' ny rahona ny avana, Ka rahefa hampiangona rahona ambonin' ny tany aho, dia hiseho eo amin' ny rahona ny avana. [Baiboly: 1.9.14]

2017/04/02