Teny iditra mampilaza (laza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay faire dire, faire annoncer ~ Nampilazaiko azy ny voalazanao tamiko (Je lui ai fait dire ce que vous m'avez dit) [Abinal 1888]
Endriteny 
mampilaza
nampilaza
hampilaza

2010/05/14