Teny iditra manahana (ahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijanona, miato
¶ Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to get in the way of, to obstruct, to hinder. [Richardson 1885]
Endriteny 
manahana
nanahana
hanahana
manahàna
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra manahàna (ahana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/18