Teny iditra manakeky (akeky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Approcher, s'approcher: Aza manakeky ny afo (N' approchez pas du feu) [Abinal 1888]
Ohatra   ary tsy misy olona sahy manatona manakeky. [Callet: Tantara, takila 570]
Ny bikany  
manakeky
manakekin'
manakekin-
manakekim-
nanakeky
nanakekin'
nanakekin-
nanakekim-
hanakeky
hanakekin'
hanakekin-
hanakekim-
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2014/06/13