Teny iditra manakofa (akofa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Be akofa, tsy mby am-bentiny: Mampalahelo fa nanakofa ny vary taona ito noho ny rivotra be loatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   imp. and Rel. not used. Used of the rice light in the ear, to be husky, to be more chaff than rice. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manakofa
nanakofa
hanakofa

Teny iditra manakofa (takotra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotra [firaketana]

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/13