Teny iditra manamasina (masina (hasina))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao fombam-pivavahana mba hahatonga ho [...]
¶ Manaja, mitsaoka: Tsy mety ny manamas [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to consecrate; to make holy [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   sanctifier [Abinal 1888, Malzac: Grammaire]
   consacrer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   bénir, adorer, honorer [Abinal 1888]
   s'appuyer sur [Abinal 1888]
   rendre saint [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manamasina
nanamasina
hanamasina
manamana
Fitovian-keviteny   mankamasina

Teny iditra manamana (masina (hasina))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamasina [firaketana]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/29