Teny iditra manampy (ampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To add to; to help [1.2, 1.7]
 To make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ajouter [1.8, 1.13]
 Ajouter à; aider [1.8]
 Additionner [1.13]
Ohatra 
1Manampy izany any aoriana. [2.4]
2Ireto no boky manampy ny mpanoratra. [2.296]
3Manampy izany ny fampitoviana torosy [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manampy
Ny lasa : nanampy
Ny hoavy : hanampy
Filaza mandidy : manampia
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20