Teny iditra manangolangola (angolangola (angola))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
¶ Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make to be wayward or indulged. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
manangolangola
nanangolangola
hanangolangola
manangolangolà

Teny iditra manangolangolà (angolangola (angola))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangolangola [fitanisana]

2012/04/22