Teny iditra mananjakanjaka (anjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy same as mananjaka. [Richardson 1885]
Endriteny 
mananjakanjaka
nananjakanjaka
hananjakanjaka

Teny iditra mananjakanjaka (anjakanjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to treat with violence, to force. [Richardson 1885]
Endriteny 
mananjakanjaka
nananjakanjaka
hananjakanjaka
mananjakanjaha

2010/05/14