Teny iditra manapelipelika (pelipelika (pelika))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manetsiketsika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to wag, to waggle [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   agiter, comme la queue d'un chien [Hallanger 1974]
Ny bikany  
manapelipelika
nanapelipelika
hanapelipelika
manapelipeleha

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/04