Teny iditra manasampy (sampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka zavatra hisavily eny am-bozona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to place astraddle; to hang over something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mettre à califourchon sur une chose [Hallanger 1974]
Endriteny 
manasampy
nanasampy
hanasampy
manasampaza

2013/03/21