Teny iditra sampy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisaviliana amin-javatra hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Etat de ce qui est placé sur quelque chose, de manière à tomber des deux côtés, comme du linge sur une corde, comme un cavalier dont les deux jambes pendent, comme ce qui est à califourchon sur quelque chose [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra sampy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany am-boalohany, fanafody nofonosina tapa-damba dia nasiana tady randrana lavalava mba hahazoana "misampina" azy, ka ny nikendren' ny ntaolo azy tamin' izany dia ny hiaro amin' ny valan' aretina toy ny sery, kohaka, aretin' andoha
Taty aoriana, zavatra (tapakazo) natao fitokiana sy hianteherana ka nivavahana: Ikelimalaza no nalaza indrindra tamin' ireo sampin' andriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A charm or fetish, an idol [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fétiche, idole [1.8]
 (du sens général : se tenir à califourchon ; quand le mpitahiry présentait l'idole il fallait que ses ornements retombent des deux côtés). Idoles royales ou idoles particulières qu'on conservait au coin des ancêtres dans la maison (coin Nord-Est) quand on changeait leur attirail (appelé forongon-tsampy), les petits morceaux de bois ou d'autres matières étaient ramassés avec soin et vendus par le gardien ( mpitahiry) pour faire des talismans. On leur attribuait de grandes vertus et notamment celle de protéger contre les sortilèges. Ces petits talismans s'appelaient : zana-tsampy (littéralement : enfants d'idole). [1.196]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Tanala very sampy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Lahatsoratra 

Teny iditra sampy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Serment, jurement [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14