Teny iditra manavina (avina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry. [Richardson 1885]
Ny bikany  
manavina
nanavina
hanavina
manavena

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/07