Teny iditra mandaitra (laitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io
¶ Misy vokany tsara, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra velively ilay fanafody natoronao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to adhere, to stick to [Richardson 1885]
 to penetrate; to stick to; to be effective [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pénétrer ou adhérer; être efficace [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandaitra
nandaitra
handaitra
mandaira
Teny nalaina 

2012/05/07