Teny iditra mandavorary (lavorary)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny asany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to accomplish in a proper manner, to effect [Richardson 1885]
   to carry out to accomplish well [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   mener à bonne fin, bien accomplir [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mandavorary
nandavorary
handavorary
mandavoraria

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/07