Teny iditra lavorary (lavo, rary)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vita araka izay ilana azy, tomombana ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   tongalafatra; vita tsara [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   successful, prosperous, well, proper, good; lit. plaits thrown down. Used of business [Richardson 1885]
   perfect, well accomplished [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   parfait, bien fait [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   parfait; fini, accompli, bien fait [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/02