Teny iditra mandraikitra (raikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin' ny rindrina
Manapaka, mamarana: Mandraiki-barotra
Manondro: Mandraikitra fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To agree [1.2, 1.7]
 To consent to; to stick, to join [1.2]
 To stick on to something; to accept [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Attacher, coller, fixer, conclure, régler [1.3]
 Coller ou appliquer sur quelque chose; être d'accord pour [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandraikitra
Ny lasa : nandraikitra
Ny hoavy : handraikitra
Filaza mandidy : mandraiketa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20