Teny iditra raikitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana
Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra
Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra
Mitovy hevitra: angarangidina ~ finari-bava ~ mandry ivohon'ny vato ~ mandry mitsilany ~ maty paika ~ tapaka ~ tarangana ~ vita ~ vonobaibona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2]
 Sticking to something; agreed to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Attaché, collé [1.3, 1.8]
 Joint
Conclu, réglé, décidé
Conforme, juste [1.3]
 Agréé, sur quoi on est d'accord [1.8]
Ohatra 
1Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
2Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : raikitra, raiki-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12