Teny iditra mandrenodrenoka (renoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to captivate, to absorb all one's attention
¶ to put into a deep sleep. [Voambolana: Fahasalamana] [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   captiver, absorber l'attention
¶ endormir profondément, comme pour la chirurgie. [Voambolana: Fahasalamana] [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mandrenodrenoka
nandrenodrenoka
handrenodrenoka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14