Teny iditra mandroritra (roritra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
¶ Manenjana: Mandroritra anja-koditra
¶ Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
¶ Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany
Mitovy hevitra: manao sinto-mahery ~ mandrirotra ~ manenjana ~ manintona ~ mitarika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to pull and stretch out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   tirailler; allonger en tirant [Hallanger 1974]
Endriteny  
mandroritra
nandroritra
handroritra
mandrorita

2012/07/11