Teny iditra | manoa (toa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Accepter, se soumettre, honorer [1.3] | ||||||||
Ohatra | Novorin' izy telo mirahalahy manoa mahavita ny fokonolon' i Manakambahiny ary nilazany fa raha tsy miseho io, hodorany ny tanàna.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manoa io | ||||||||
Fivaditsoratra | amona, manao, manoa, maona, moana, omana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |