Teny iditra miabo (abo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
¶ être fier, hautain [Abinal 1888]

Teny iditra miabo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   positif [SLP: Voambolana]
Fitovian-keviteny   miibo
Fifanoheran-keviteny  

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/07