Teny iditra miadala (adala)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [Abinal 1888]
Ny bikany  
miadala
niadala
hiadala
miadalà
Fifanahafana   miadaladala

Teny iditra miadalà (adala)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadala [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/04