Teny iditra miaingitraingitra (aingitraingitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To have and indulge capricious desires [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avoir des caprices. [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miaingitraingitra
Ny lasa : niaingitraingitra
Ny hoavy : hiaingitraingitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20