Teny iditra mianatra (anatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao izay hahaizana zavatra iray: Mi [...]
¶ Maka tahaka, manao sahala amy: Mianat [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [Richardson 1885]
   to learn; to imitate; to go to school [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   apprendre; aller à l'école; imiter [Hallanger 1974]
Ohatra   Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [Andraina: Mitaraina, takila 13]
Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [Andriamalala: Ranomasina, takila 41]
Voambolana  
Ny bikany  
mianatra
nianatra
hianatra
mianara
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2014/04/25