Teny iditra miangano (angano)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy milaza angano
¶ mihaitraitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to trifle, to trifle with one, to waste one's exertions on things of no importance. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay dire des farces, plaisanter
¶ faire des façons, être capricieux [Abinal 1888 takila 44]
Haiendriteny 
miangano
niangano
hiangano
mianganoa

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/22