Teny iditra mianotra (anotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika atý aloha ihany ny loha [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to move backwards, to back as a horse, to backslide. [Richardson 1885]
   to back up [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   reculer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mianotra
nianotra
hianotra
mianora
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/24