Teny iditra miaraka (araka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe
¶ Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy
¶ (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go together, to accompany, to associate. [Richardson 1885]
   to go with, to accompany [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   accompagner [Hallanger 1974]
Ny bikany  
miaraka
niaraka
hiaraka
miaraha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/21