Teny iditra miavonavona (avonavona (avona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To be proud, to be haughty, to be insolent. [1.2]
 To be haughty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être orgueilleux [1.8]
Ohatra Iza tokoa moa no hanatona izay mpivarotra miavonavona! [1.212]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miavonavona
Ny lasa : niavonavona
Ny hoavy : hiavonavona
Filaza mandidy : miavonavona

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/21