Teny iditra | midingina (dingina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To exceed, to advance, to go beyond [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | midingìna (dingina) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midingina | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |