Teny iditra mifanakeky (akeky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Ohatra   Ary Ambondrombe andrefan' avaratr'Ambohimanga mifanakeky ao atsinanany Fianarantsoa. [Callet: Tantara, takila 671]
Ny bikany  
mifanakeky
mifanakekin'
mifanakekin-
mifanakekim-
nifanakeky
nifanakekin'
nifanakekin-
nifanakekim-
hifanakeky
hifanakekin'
hifanakekin-
hifanakekim-

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/05